Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

Akon'ny 08 Mey

Nitarika ny fotoana tamin'izany Presidente FMT2S Ambalamiraisaina Nitory ny Tenin'Andriamanitra dia Mpitandrina Rafaralahimanana jean Chrysostome. "Miraisa saina ... dia omeko lalàna iray sy fo iray izy". Dia samy nahazo ny anjarany sy ny hitsiny avokoa...

Lire la suite

Alahady 08 Mey 2011

Fankalazana ny famaranana ny faha-50 taona ny Sampana Mpanazava sy Tily eto amin'ny FJKM Anosivavaka mitondra ny anarana Ambalamiraisaina ireo fandaharam-potoana amin'izany dia ireto avy: Fanolorana mari-pahatsiarovana ho an'ireo olona naharitra nandritra...

Lire la suite

Volana Mey

Volana Mey

Tsara ho fantatra ho antsika SAMPANA MPANAZAVA SY TILY Eto amin'ny FIVONDRONANA AMBALAMIRAISAINA ALAHADY 01 Mey 2011 manomboka amin'ny 3 ora Fotoam-pivavahana fanokafana ny Famaranana ny fankalazana ny JOBILY faha-50 taona Ny baiboly HOSEA no anjaran'ny...

Lire la suite

Bienvenue sur OverBlog

Ceci est le premier article de votre blog. Il a été créé automatiquement pour vous aider à démarrer sur OverBlog. Vous pouvez le modifier ou l'effacer via la section "publier" de l'administration de votre blog. Bon blogging L'équipe d'OverBlog PS : pour...

Lire la suite