Fisaorana

Publié le par ambalamiraisaina

 

 

FISAORANA JOURNEE DE LA CCIA

  1. Misaotra an'Andriamanitra lehibe tamin'ny nahalavorary ny fotoana.
  2. Misaotra ireo rehetra nanontrona sy nanohana ny Journée de la CCIA tamin'y 25 Juin 2011 tao amin'ny LFAV tamin'ny alalan'ny collect de soutien.
  3. Misaotra ny mpitandrina sy ny fiangonana ao amin'ny FJKM Anosivavaka.
  4. Misaotra ny Komitim-pivondronana sy ny Mpiandraikitra.
  5. Misaotra ireo mpanohana, ny Fikambanan'ny Mpanazava sy Tily Trananainy ary Sakaiza.
  6. Misaotra manokana ny SIB.
  7. Misaotra ny Lycée FJKM Anosivavaka Ambohimanarina.
  8. Misaotra ny foibe MTEM, Faritany Antananarivo Andrefana MTEM.
  9. Misaotra ny Ray aman-dReniny Mpikambana, ny mpikambana rehetra, ireo olon-tsotra nanatrika ny fotoana.
  10. Misaotra ireo rehetra nitrotro am-bava ny fotoana sy ireo olona tsy afaka nanatrika izany akory kanefa dia niray fo taminay tamin'ny nahalavorary ny fotoana rehetra ary ireo olona nanohana ara-pitaovana, ara-moraly, ara-teknika rehetra.

Ny Tompo anie hitahy sy hamaly ny fitiavana lehibe nasehonareo tamin'ny fivondronana Ambalamiraisana.

 

Tanana havia.

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article