Volana Mey

Publié le par ambalamiraisaina

Tsara ho fantatra ho antsika SAMPANA MPANAZAVA SY TILY Eto amin'ny FIVONDRONANA AMBALAMIRAISAINA

 

ALAHADY 01 Mey 2011 manomboka amin'ny 3 ora

  1. Fotoam-pivavahana fanokafana ny Famaranana ny fankalazana ny JOBILY faha-50 taona
  2. Ny baiboly HOSEA no anjaran'ny SAMPATI. Koa manentana ny beazinan ny Mpiandraikitra, Ny Filoha, Ny Komitim-pivondronana, Ny FMT2S, Ny Komitin'ny Jobily, Ny RAD mba samy hamaky io Boky io mandritra ity volana Mey ity.

ALATSINAINY 02 Mey ka hatramin'ny 06 Mey dia misy fotoam-pivavahana isan-kariva manomboka amin'ny 6 ora sy sasany handalinana ny HOSEA sy Fiaraha-mivavaka tarihan'ny SAMPATI amin'izany

 

Ny ALAROBIA 03 Mey 2011 dia misy fiarahana misotro ronona amin'ny SOJA R'ISE AN!

 

ZOMA 06 Mey 2011 dia miavaka satria  misy Alim-bavaka zay ataon'ny SAMPATI manomboka amin'ny 6 ora sy sasany ka hatramin'ny 11 ora. Mitombo indray r'ise ny harem-panahy amin'io an sady mahazo aina ny nofo amin'io an MIAM!!!!! , Koa tongava maro e! sa tsy zany e!

 

 

 

 

 

 

Chef Misa, Faneva, Antamba, Cheftaine Ony reo an!

 

DSC00139.JPG

 

mahay Volley ry zareo an!

Fa saingy mila mandresy fotsiny e!

DSC00154.JPG

menamasoandro mahafinaritra an!

cheftaine CHANIA, Fenohasina, Ony(MEM), Sitraka, Lalao, Ony (TEM), naly

DSC00156.JPG

Zalà ndray reo e,

Antamba, Savatry, José, Siratka, Misa, Andry, Tiana, Faneva

Manal'azy zalà rehef voky lasopy eh!

DSC00138.JPG

Fa ny tompontrano alou d sarotra resena miitsn tamin'io e! f zay zao efa mikotrana be an, miandry fotoana sisa (oups , kapoka ef mahay zao zay an!)

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
A
<br /> milay sefo an<br /> <br /> <br />
Répondre